Bônifasy VIII
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Bônifasy VIII dia papa faha-191 izay nanamafy ny fahefana tsy refesi-mandidy ananan' ny papa. Teraka tamin' ny taona 1235 teraka tao Anagni any Italia izy, ary maty tamin' ny 11 Oktobra 1303 tao Rôma. Teo anelanelan' ny taona 1294 sy 1303 no naha papa azy. I Benedetto Caetani no anarany tamin' ny nahaterahany.
Bônifasy VIII | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Bônifasy VIII | ||
Teraka | taona 1235 | ||
Maty | 11 Oktobra 1303 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Italia | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||