Leipzig
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Leipzig (vakio hoe "laipsik" na "laipsish") dia tanàna-boriborintany any Alemaina, ao avaratra-andrefan' ny Landan' i Sachsen (frantsay: Saxe). Misy mponina miisa 605 407 izy. Izy no tanàna be mponina indrindra any Alemaina Atsinanana aorian' i Berlin, sady tanàna fahafolo ao amin' ity firenena ity.
Leipzig | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 605 407 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | Burkhard Jung | |
Firenena | Alemaina | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |