Nikoly (kaominina)
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Nikoly dia kaominina ambanivohitra eto Madagasikara, ao amin' ny Distrikan' i Tsihombe, Faritra Androy, Faritanin' i Toliara. Tamin' ny 12 Septambra 2003 no niforonan' ity kaominina ity. Ny Antandroy no vahoaka maro anisa ao izay mitsinjara ao anatin' ny fokontany miisa 69, ary ny fambolena sy ny fiompiana no asa fiveloman' ny akamaroan' ny mponina. Anisan' ireo kaominina any amin' ny tapany tsimon' ny Nosy ianjadianan' ny haintany sy ny kere matetika ity kaominina ity.