Provence-Alpes-Côte d'Azur
faritra frantsay / From Wikipedia, the free encyclopedia
I Provence-Alpes-Côte d'Azur dia faritra iray ao atsimo atsinanan'i Frantsa. Ny fiantsoina azy matetika dia PACA. Ireo faritra ary firenena manodidona dia Italia any atsinanana, i Rhône-Alpes any andrefay, ary i Languedoc-Roussillon any atsinanany. Ny renirano Rhône no sisintanin'i PACA amin'i Languedoc-Roussillon. Manana amorontsiraka amin'ny Ranomasina Mediteranea ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur any atsimony.
Ankehitriny ny faritra PACA no faritra fahatelo mamokatra harena ara-bola indrindra ao Frantsa.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |