The Coca-Cola Company
From Wikipedia, the free encyclopedia
The Coca-Cola Company dia anisan'ny orinasa lehibe mivarotra zava-pisotro eto amin'izao tontolo izao, ary anisan'ny orinasa amerikanina lehibe indrindra. Ny nampalaza io orinasa io dia ny zava-pisotro varotany : Coca-Cola. Izy io dia marika napetraka ny taona 1887.
Ny foibeny dia any Atlanta, Jeorjia, ao atsimo atsinanan'i Etazonia. Ny lehiben'ilay orinasa dia i Muhtar Kent.