Anaran-tsamirery

From Wikipedia, the free encyclopedia

Ny anaran-tsamirery dia anarana anondroana na ilazana singan-javatra manokana ka tsy manana heviny hafa io anarana io afa-tsy ny fanondroany ilay zavatra. Mety ho anaran'olona na anaram-biby na anaran-tanàna na anaran-toerana sns izany. Atao amin'ny sora-baventy ny litera voalohany ao amin'ilay anarana rehefa soratana ho an'ny fiteny mampiasa abidy manavaka ny sora-baventy amin'ny sora-madinika.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.