Antrendry (maniry)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny antrendry dia zavamaniry any amin’ ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany avy any Afrika Avaratra sy avy any Azia Atsimo-Atsinanana ary any India, volena manerana izao tontolo izao any amin’ireo faritra manana toetany mafana sy maina. Phoenix dactylifera, ny anarana ara-tsiansan’ ny antrendry.