Bakelita

From Wikipedia, the free encyclopedia

Bakelita

Bakelita dia marika zavatra iray natao tamin'ny rezinina fôrmaledehida fenôly azo amafisana amin'ny alàlan'ny hafanana, ny naomenklatiora ofisialiny dia anidiriora pôliôksibenzilmetilenglikôly (anhydrure de polyoxybenzylméthylèneglycol), zavatra hitan'i Leo Baekeland tamin'ny 1907-1909, simista amerikanina avy any Belzika. Ny Bakelita dia ao amin'ny sokajin'ny fenôplasta, rehefa namboarina tamin'ny fiota simika (polycondensation) ny fenôly sy ny fôrmaldehida (fôrmôly) napetraka tamin'ny tsindry sy hafanana ambony, matetika miaraka amina mpameno toy ny vovo-kazo.

Radiô vita bakelita
Bakelita

Io ny plastika voalohany vita pôlimera noforonina. Nampiasaina noho ny toetrany tsy mampita aratra sy matanty hafanana izy amin'ny fanamboarana telefaonina, radiô, fitaovana fanaovana lakozia, firavaka ary kilalao.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.