From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny bikely dia biby tsy misy hazondamosina, manana tongotra enina milahatra tsiroaroa havia sy havanana. Mizara telo ny tenany: ny lohany (izay ahitana ny vavany sy ny tandrony roa ary ny masony) sy ny tratrany (izay misy ny tongony enina sy elany misosona roa) ary ny kibony (izay tsy misy zavatra mipoitra avy aminy). Somary mafy ny hodiny izay solon-taolany.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.