Bopomofo
From Wikipedia, the free encyclopedia
Abidy ara-peo natao mba handray an-tsoratra ny fiteny sinoa ny Bopomofo. Zhuyin Fuhao ( 注音符號 ) koa ny anarany afa.
Hoan'ny mpianatra mianatra mamaky teny sinoa io abidy io. Mampiasa litera 37 sy feo (tons) efatra ary afaka mandray an-tsoratra ny feo (sons) rehetra ny fiteny mandarina ny Bopomofo.