Ny bozaka, amin' ny hevitra malalak' io teny io, dia izay zavamaniry velona isan-taona na maharitra, tsy hazo, anisan' ny Angiosperma (tokam-bihy na roa vihy), amin' ny ankapobeny ny miloko maitso. Amin' ny heviny tery kokoa, ny bozaka, na raha ny marimarina kokoa, ny ahitra, dia matetika manondro zavamaniry, indrindra fa ny ahitra fanao sakafom-biby, izay hita indrindra eny amin' ny kijana, ary ny fianakavian-javamaniry mifanakaiky rafitr' endrika aminy, toy ny herana sy ny harefo.

Thumb
Bozaka any Islandy

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.