![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/50/Brahma_Halebid.jpg/640px-Brahma_Halebid.jpg&w=640&q=50)
Brahmanisma
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny brahmanisma dia lamina ara-piarahamonina sy ara-pivavahana tao India, izay niseho teo anelanelan' ny vedisma sy ny hindoisma, sady miorina amin' ny fizaràn' ny fiarahamonina ho sarangam-poko ifandovana, manome toerana eny an-tapony ireo brahmana sady mampiditra ao amin' ny fombafomba sy adidy ara-pivavahana ny zavatra atao rehetra eo amin' ny fiainana andavanandro.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/50/Brahma_Halebid.jpg/640px-Brahma_Halebid.jpg)