Carthage
From Wikipedia, the free encyclopedia
Carthage na Carthago ( قرطاج ) dia tanàna tonizianina any avaratra andrefan'i Tunis.
Ny tanàna Punique taloha dia potiky ny romana tamin'ny -146, namboarin'ny Romana izy tamin'ny andron'i Jules Caesar ary lasa renivohitry ny Africa proconsularis izy tamin'ny andron'ny empira Romana. Ankehitriny, ao amin'ny ambanivohitr'i Tunis ny misy an'i Carthage ankehitriny ary misy residence-na ambasadora maromaro eo. Betsaka ny terana arkeolojika any Carthage, romana ny ankabiazany, voasokajy ao patrimoine mondial de l'Unesco izy ireo hatry ny 1979.
Ny municipalité-n'ny Carthage dia mikaonty 15 922 tamin'ny 2004, ao no misy ny palais présidentiel sy ny Mosquée El Abidine. Any andrefan'i Carthage no misy ny seranam-piaramanidinan'i Tunis-Carthage.