From Wikipedia, the free encyclopedia
Chernobyl (amin'ny fiteny okrainiana : Чорнобиль (Chornobyl), na amin'ny fiteny rosy Чернобыль (Chernobyl)) dia tanàna ao amin'ny oblasitr'i Kiev, ao Okraina/ Ny toerana misy azy dia enina ambin'ny sivipolo kilometatra any avaratr'i Kiev.
Chernobyl Чорнобиль ((uk)) | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 500 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Okraina | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
Ny tanànan'i Chernobyl io dia fantatra amin'ny voina nitranga tany tamin'ny 26 Aprily 1986 noho ny fiempon'ny reaktora niokleary. Ny tanàna akaiky indrindra aminy dia Pripiat.
Ny mpihary niokleary dia dimy ambin'ny folo kilometatra any avaratr'i Chernobyl. Noho izany dia ao amin'ny velaram-piarovana manodidon'ny mpihary no misy azy. Io velarana io dia manana tana telopolo kilometatra, izy io dia tokony ho tsy misy mponina miaina ary ny mpiasa ihany no afaka mankao.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.