Dariôsy I
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Dariôsy I na Dariôsy Lehibe dia mpanjakan' i Persia teo anelanelan' ny taona 521 sy 486 tal. J.K. izay isan' ny fianakaviana akemenida. Tamin' ny taona 558 na 550 izy no teraka ary maty tamin' ny taona 486 tal. J.K.
Dariosy I
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Dariosy I | ||
Teraka | 550 tal. J.K. | ||
Maty | 486 tal. J.K. | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Iràna | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
Atao hoe Δαρεῖος / Dareîos izy amin' ny teny grika, Dārīus na Dārēus amin' ny teny latina, داریوش / Dāryuš amin' ny teny persana vaovao, דָּרְיָוֶשׁ / Dāryāwéš amin' ny teny hebreo Avy amin' ny anarana persana taloha hoe Dārayauš izay fanafohezana ny hoe Dārayavaʰuš io anarana io.
Resahina ao amin' ny Baiboly ao amin' ny Bokin' i Hagay (na Akjea) sy ny Bokin' i Zakaria sy ny Bokin' i Ezra (na Esdrasa) ary ny Bokin' i Nehemia i Dariôsy Lehibe.