![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/07/Administration_territoriale_fran%25C3%25A7aise.svg/langmg-640px-Administration_territoriale_fran%25C3%25A7aise.svg.png&w=640&q=50)
Departemanta
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny departemanta dia fizaràna ny tanim-pirenena ao amin' ny firenena iray. Ny firenena izay mampiasa ny teny hoe departemanta amin' izao fotoana dia na zanatany frantsay taloha (Benîno, Borkina Fasô, Kôtidivoara, Haity...) na firenena any Amerika Latina (Arjantina, Bôlivia, Kôlômbia, Goatemala, Hôndorasy ...).
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/07/Administration_territoriale_fran%C3%A7aise.svg/640px-Administration_territoriale_fran%C3%A7aise.svg.png)
Ny departemanta koa dia fizaràna ara-ministeran' ny governemanta iray. Araka izany:
- Any Etazonia dia ahitana ny fandrindrana federaly (governemanta), voazara ho "U.S. Department" manana "U.S. secretary" ho tale (sekretera federaly).