Distrikan' Antsiranana I
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' Antsiranana I dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Kaominina tokana ny ao, dia ny Kaomininan' Antsiranana.