Distrikan' i Nosy Be
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' i Nosy Be dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Kaominina tokana ny ao, dia ny Kaomininan' i Nosy Be.
Distrikan'i Nosy Be | ||
Velarantany | 320,02 km2 | |
Isam-ponina | 109 465 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antsiranana | |
Faritra | Diana |