Distrikan' i Vohimarina
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' i Vohimarina na Vohémar dia distrika ao amin' ny Faritra Sava ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana.
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Vohimarina: