From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fametrahan-tanana dia ny fomba atao izay ametrahana ny tanana eo amin' ny olona iray na amin' ny zavatra iray mba hitsofan-drano azy, na hanasitranana azy, na hanomezana azy fahefana. Izany fomba izany dia tanterahin' ny olona mametraka ny tanany iray na roa mandritra ny fotoana fohy na maharitra eo amin'ny lohan' ny olona iray hafa. Efa hatramin' ny ela no nampiasana io fihetsika ara-tandindona io izay manana ny lanjany lehibe ao amin' ny fivavahana jiosy sy kristiana. Ao amin' ny kristianisma dia ampiasaina izany fomba izany amin' ny fitsofan-drano, amin' ny ôrdinasiôna, amin' ny vavaka fanasitranana, amin' ny fanavam-batisa.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.