From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fangitra ara-jeografia dia ny fangitra amantarana ny teboka eto amin'ny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa misy ny toerana iray, ka miisa telo ireo fangitra ireo, dia ny laharam-pehy sy ny laharan-jara hasina ary ny haavon-toerana. Matetika dia ampy ny roa voalohany hamantarana ny misy ny toerana iray eto ambonin'ny Tany, izay mety ho tanàna na faritra na zavatra hafa.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.