Faritanin'i Toliara - Wikiwand
For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Faritanin'i Toliara.

Faritanin'i Toliara

Avy amin'i Wikipedia

Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)
Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)

Ny Faritanin' i Toliara dia anisan' ireo faritany enina eto Madagasikara. Izy no faritanin' i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny nosy no misy azy; misy ny seranan-tsambo ao amin' ny lakandranon'i Mozambika.

Ny anarana hoe Toliara dia anarana ofisialin' ilay tanàna nanomboka tamin' ny fanagasiana tamin' ny taona 1970 tamin' ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan' i Toliara.

Ny fizarany

Toliara dia faritany iray ary mizara ho faritra 4 dia ireto avy :

Atsimo andrefana[hanova | hanova ny fango]

Izay toerana renivohitry ny faritan'i Toliary :

Androy[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Androy dia Ambovombe

Anosy[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Anosy dia taolagnaro na Taolagnaro

Menabe[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Menabe dia Morondava

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara:

Faritra ao amin'ny Faritanin'i Toliara

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Faritanin'i Toliara
Listen to this article