Ny Fiaviana fanindroany na Fiaviana faharoa na Advento faharoa na Parosia dia finoana kristiana sy silamo momba ny fiverenan' i Jesoa Kristy amin' ny hoavy na efa tamin' ny lasa taorian' ny niakarany any an-danitra 2000 taona lasa eo ho eo izay. Izany finoana izany dia miorina amin' ny faminaniana momba ny Mesia sy ny ankamaroan' ny eskatôlôjia.

Ao amin' ny fivavahana kristiana dia miovaova arakaraka ny antokom-piangonana sy ny Kristiana tsirairay ny hevitry ny fiavian' i Jesoa fanindroany.

Jereo koa:

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.