Fitaterana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fitaterana dia fitondrana zavatra, na olona avy amina toerana iray mankany amina toerana samihafa amin'ilay toerana voalohany, matetika amin'ny alalan'ny fiara mandeha ambon'ny lalana (fiarakodia, sarety) na ambon'ny lakandrano (sambo, lakana).
![]() |
Mbola ambangovangony amin'ny resaka fiarahamonina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |