Fiteny kmera
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny kmera dia fiteny voasokajy ao amin' ny fianankavian' ny fiteny môn-kmera ao amin' ny fiteny aostrô-aziatika. Any Kambôdia (Cambodge) sy manodidina izy no tenenina. Io fiteny io dia fiteny tsy manara-peo ohatra ny fitenin' ny firenena manodidina azy. Misy 13 tapitrisa eo ho eo ny isan' ny mpiteny kimera.
Fiteny kmera ភាសាខ្មែរ [pʰiːəsaː kʰmaːe] | |
Isan'ny mpiteny | 14,7 — 20,6 tapitrisa |
Faritany | Kambodia, Vietnam, Tailandy , Etazonia, Frantsa, Aostralia |
Sata | Kambodia (teny ofisialy) |