fiteny From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny makoa dia fiteny banto izay tetenin' ny olona ao Môzambika sy ao Tanzania ary ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô (ao amin' ny distrikan' i Makoa ao amin' ny Faritry ny Lembalemba sy ny manodidina azy). Olona mihoatra ny 4 000 000 no miteny makoa. Telo ny sampana lehiben' io fiteny io, dia ireto:
Marihina fa ny tanànan' i Makoa dia tsy ao Môzambika fa ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô, any amin' ny 600 km miala an' i Brazzaville.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.