From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny tsiloba, izay antsoina koa hoe fiteny loba-kasay na fiteny kikasay dia fiteny banto ao Kôngô-Kinshasa izay manana satam-pitenim-pirenena ao amin' ny faritr' i Kasaï. Tenenina ao amin' ireo faritany Kasaï Atsinanana sy Kasaï Andrefana io fiteny io. Miisa any amin' ny 100 000 000 any ho any ny mpiteny tsiloba, izay monina any Angôla, any Zambia, any Malaoy, any Tanzania, any Roanda, any Môzambika, any Borondy, any Oganda ary any Kenia.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.