Fitohanana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fitohanana dia fahasarotana mamoaka ny diky (tay), izay tsapa fa mafy ary sarotra avoaka. Hita matetika ny fitohanana, izay mikasika 5 hatramin'ny 10%-n'ny olona eto an-tany.
Betsaka ireo famaritan'ny mpitsabo azy : ny famoahan-diky latsaky ny in-telo isan-andro ary na hasarotan'ny famoahana azy no tena famaritana eken'ny ankamaroan'izy ireo.