Fivavahan-drazana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fivavahan-drazana na fivavaham-poko dia fivavahana na finoana an' ny foko na vondrom-poko na firenena iray manokana. Avahana amin' ny fivavahana manana fikendrena anjiaby, toy ny kristianisma sy ny finoana silamo (izay tsy voafetra ho an' ny foko na vondrom-poko na firenena iray), ny fivavahan-drazana.