From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny foko fox na Renard amin'ny teny frantsay ("amboahaolo") dia mponina amerindianina avy aminy teny algônkiana. Dia foko miteny fiteny algonkianina. Foko naman'ny Sauk ny fox ary miray tany amin'izy ireo.
Niaina tany anstinanan'ny farihy Michigan ny fox ; tsy nihoatra olona 10.000 ny isam-poninany. Ny fiadiana tamin'ny Huron no nahatonga ny fox hifindra monina andrefana kokoa ny toerana nisiany taloha.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.