Ny Foza na Asorotany no vintana fahefatra ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Kambana no eo alohany ary ny Liona no manaraka azy.

Thumb
Foza
Thumb
Antokon-kintan' ny Foza
Thumb
Ny evan' ny Foza

Ny antokon-kintana Foza sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan' ny Foza dia amin' ny 20 Jolay hatramin' ny 10 Aogositra. Ny fari-potoan' ny Foza araka ny zôdiakan-kintana dia eo amin' ny 16 Jolay hatramin' ny 15 Aogositra. Ny Foza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia avy eo amin' ny 22 Jona ka miafara amin' ny 22 Jolay.

Kambana Foza Liona
Antokon-kintana 21 Jona – 20 Jolay 20 Jolay – 10 Aogositra 10 Aogositra – 16 Septambra
Zodiakan-kintana 16 Jona – 15 Jolay 16 Jolay – 15 Aogositra 16 Aogositra – 15 Septambra
Zodiaka mikisaka 21 Mey – 21 Jona 22 Jona – 22 Jolay 23 Jolay – 22 Aogositra

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.