Froktôzy
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny froktôzy na leviolôzy (avy amin'ny teny frantsay fructose na lévulose) dia siramamy tsotra tsy afaka atao hidirôlizy ao amin'ny gropin'ny setôzy, hita matetika anaty voankazo sy tantely. Ny froktôzy dia heksôzy (siramamy misy karbonina enina) ary mitovy raikipohy amin'ny izômerany, indrindra ny gliokôzy : C6H12O6.
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |