Getsemane

From Wikipedia, the free encyclopedia

Getsemane

I Getsemane na Getsemany dia sahan'oliva eo am-pototry ny Tendrombohitra Oliva eo akaikin'i Jerosalema.

Thumb
Ny sahan'i Getsemane amin'izao fotoana izao ao Jerosalema.

Tamin'ny andron'ny Tempoly Faharoa tao Jerosalema dia toera-malalaka i Getsemane ka rehefa tonga ny fotoana firavoravoana amin'ny fivahiniana masina dia eo no itoeran'ny vahoaka tsy mahita trano honenana.

Araka ny Filazantsara (Mat. 26.36) dia tao Getsemane i Jesosy no nitokana hivavaka miaraka amin'ireo mpianany sisa noho ny alahelony ny famadihan'i Jodasy azy ny omalin'ny hisamborana azy.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.