I Idi Amin Dada dia mpanao pôlitika ogandey, teraka tamin' ny 17 Mey 1928 tao Koboko ary maty tamin' ny 16 Aogositra 2003 tao Djeddah. Tamin' ny fahaterahany dia i Idi Awo-Ongo Angoo no anarany. Miaramila sy olom-panjakana izy, izay nampihatra fitondrana tsy refesi-mandidy tao Oganda teo anelanelan' ny 25 Janoary 1971 sy 11 Avrily 1979 izay nilazany ny tenany ho filoha mandra-pahafatiny. Ny zavatra tsaroana indrindra momba azy dia izy filoham-pirenena mpanao didy jadona marary saina sy mahery setra ary lian-dra.
|
Idi Amin Dada
|
Ankapobeny
|
Anarana | Idi Amin Dada |
Teraka | 17 Mey 1928 |
Maty | 16 Aogositra 2003 |
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena | Oganda |
Asa : |
|
Fiainana manokana
|
|