Joseph Kasa-Vubu
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Joseph Kasa-Vubu, izay antsoina fotsiny amin' ny hoe Kasa-Vubu, dia mpanao pôlitika kôngôley sady filoham-pirenena voalohany tao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô tamin’ ny taona 1960 hatramin' ny taona 1965. Teraka tamin' ny taona 1930 sy maty tamin’ ny taona 1965 izy.