Kafe (fisotro)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny kafe dia zava-pisotro voaomana avy amin' ny voan-kafe nendasina sy nototoina ary nalona anaty rano sy notantavanina.