Madera (amin'ny fiteny portogey : Madeira) dia tambanosy portogey ao amin'ny Ranomasimbe Atlantika. Ny nosy lehibe indrindra ao amin'ny tambanosin'i Madera (90 isan-jaton'ny tanin'ilay tamba-nosy). Faritany miazaka-tena i Madera ary i Funchal no renivohitra. Noho izy an'i Portogaly, mpikambana ao amin'ny Vondrona Eoropeana ny faritanin'i Madera.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Sarintany ara-topografikan'i Madera
Sarintany ara-topografikan'i Madera

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.