Mikaela (arkanjely)From Wikipedia, the free encyclopedia I Mikaela na Misely dia isan' ireo anjely lehibe na arkanjely, toa an' i Gabriela sy i Rafaela, izay resahina ao amin' ny fivavahana jiosy sy kristiana ary silamo. I Mikaela manjera an' i Satana, sary nataon' i Guido Reni, taona 1536
I Mikaela na Misely dia isan' ireo anjely lehibe na arkanjely, toa an' i Gabriela sy i Rafaela, izay resahina ao amin' ny fivavahana jiosy sy kristiana ary silamo. I Mikaela manjera an' i Satana, sary nataon' i Guido Reni, taona 1536