MiraefadafyFrom Wikipedia, the free encyclopedia Ny miraefadafy dia marolafy (efadafy raha ny tena marina) izay manana lafy efatra mitovy halava ary misy zoro efatra mitovy tsiroaroa. Ny efamira dia karazana miraefadafy. Miraefadafy
Ny miraefadafy dia marolafy (efadafy raha ny tena marina) izay manana lafy efatra mitovy halava ary misy zoro efatra mitovy tsiroaroa. Ny efamira dia karazana miraefadafy. Miraefadafy