NazaretaFrom Wikipedia, the free encyclopedia I Nazareta dia tanàna ao avaratr' i Israely any Galilea. Araka ny lovantsofina kristiana dia ao no tanànan' i Josefa sy i Maria izay nitaizan' izy ireo an' i Jesoa tamin' ny fahazazany. Tanànan'i Nazareta ankehitriny
I Nazareta dia tanàna ao avaratr' i Israely any Galilea. Araka ny lovantsofina kristiana dia ao no tanànan' i Josefa sy i Maria izay nitaizan' izy ireo an' i Jesoa tamin' ny fahazazany. Tanànan'i Nazareta ankehitriny