![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/54/Nicolas_II_de_russie.jpg/640px-Nicolas_II_de_russie.jpg&w=640&q=50)
Nicholas II an' i Rosia
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Nicholas II an' i Rosia dia emperoran' i Rosia avy amin' ny tarana-mpanjaka Romanov, teraka tamin' ny 18 Mey 1868 ary maty novonoina tamin' ny 17 Jolay 1918. “Tsaran' ny Rosia rehetra” izy, sady mpanjakan’ i Pôlônina sy dioka lehiben' i Finlandy, nanomboka tamin’ ny 1 Nôvambra 1894 ka hatramin’ ny nametrahany fialana tamin’ ny 15 Marsa 1917.
Nicholas II an' i Rosia
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Nicholas II an' i Rosia | ||
Teraka | 18 Mey 1868 | ||
Maty | 17 Jolay 1918 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||