Ôjiboe
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Ôjiboe (na Anishinaabe) dia ilay vondrom-poko ngeza indrindra any Amerika Avaratra; miaraka aminy safiotra, izy fahatelo rehefa miresaka an' ilay vondrona ngeza indrindra any Etazonia; ao arian' i Cherokee sy ny Navajo; mitovy ny fivelaran' ny mponina ny Ôjiboe any Etazonia sy any Kanada. Miaina any avaratra ny Lac Supérieur ny Ôjiboe, any Sault-Sainte-Marie.
- Ojibway taminy taona 1870