RamevaFrom Wikipedia, the free encyclopedia Ny rameva na angamenavava na angamia dia karazam-biby mandinika (mamadika hota) avy any Azia, misy trafony roa, izay ataon' ny olona fitaingina, sady fihinan-kena sy manome ronono koa. Rameva (Émile Rouergue, 1855).
Ny rameva na angamenavava na angamia dia karazam-biby mandinika (mamadika hota) avy any Azia, misy trafony roa, izay ataon' ny olona fitaingina, sady fihinan-kena sy manome ronono koa. Rameva (Émile Rouergue, 1855).