![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/c5/SARS-CoV-2_scanning_electron_microscope_image.jpg/640px-SARS-CoV-2_scanning_electron_microscope_image.jpg&w=640&q=50)
SARS-CoV-2
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny SARS-CoV-2 no otrikaretina tompon' andraikitra amin' ny Covid-19. Io anarana io dia fanafohezana ny teny anglisy hoe Severe Acute Respiratory Syndrome Coronavirus 2 ("kôrônavirosy 2 an' ny aretin' ny taovam-pisefoana mahery vaika", raha adika amin' ny teny malagasy). Ity kôrônavirosy izay tena miteraka aretina ity dia hita tamin' ny Desambra 2019 tao an-tanànan' i Wuhan (faritanin' i Hubei, ao Sina).
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/c5/SARS-CoV-2_scanning_electron_microscope_image.jpg/640px-SARS-CoV-2_scanning_electron_microscope_image.jpg)