São Paulo
From Wikipedia, the free encyclopedia
23.547500°S 46.636110°W / -23.547500; -46.636110
São Paulo
| |||
Velarantany | 7,947 km2 | ||
Isam-ponina | 19,889,559 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | Gilberto Kassab | ||
Firenena | Brazila | ||
Faritany | Sao Paulo | ||
Faritra | NC |
São Paulo (izay tononina hoe /sɐ̃w̃ 'paw.lu/ araka ny abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena) (Masindahy Paoly amin'ny teny malagasy) dia tanàna ngeza indrindra any Brazila, any atsimo atsinanany. Izy no renivohi-paritan'ny faritany mizaka-tenan'i São Paulo ary anivo ara-bola, ara-barotra ary ara-indostria any Amerika Latina.