Teboka (jeômetria)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny teboka dia ny singa farany kely indrindra ao amin' ny erana ara-jeômetria, izany hoe toerana tsy azo anavahana toerana faha afa-tsy izy ihany, izay tsy manana na halava na sakany na hatevina.