Vondrom-paritra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny vondrom-paritra dia fizaràn' ny tanim-pirenena, manana ny sata maha izy azy araka ny lalàna sady fehezin' ny lalàm-panjakana izay mampiasa ny fahefana sasany natolotry ny fanjakana foibe azy eo amin' ny taniny sady mananana ny fizakan-tenany ara-bola sy ara-pitantanana, ao amin' ny dingan' ny fitsinjaram-pahefana. Ny vondrom-paritra dia mety ho kaominina na tanàna, na departemanta, na faritra, na faritany, sns.