Angovon-drano

From Wikipedia, the free encyclopedia

Angovon-drano
Remove ads

Ny angovon-drano dia ny angovo azo avy amin' ny hetsiky ny rano, amin' ny endriny rehetra: rian-drano, korian-drano (renirano, ony, sns), korian-dranomasina, famonta, onja. Ny angovon-drano dia tena angovon-kalaky mifandray amin' ny fihetsehan' ny rano toy ny hita amin' ny korian-dranomasina, ny korian-drano, ny famonta sy aka, ny onja na ny fampiasana angovon' elanelana azo avy amin' ny vesatra toy ny an' ny rian-drano sy ny tohodrano.

Thumb
Ny tohodrano Sānxiá dàbà any Sina; izay ahazoana herin' aratra, no tobin-jiro lehibe indrindra eran-tany raha ny tanjany no heverina.

Io angovo io amin' izao fotoana izao dia avadika ho angovon' aratra, saingy efa ela no nampiasana azy mba hamokarana angovo mekanika, amin' ny alalan' ny fitaovana atao amin' ny teny frantsay hoe "moulins à eau", ary koa mba hahafahana mivezivezy amin' ny alalan' ny fikorianan' ny ony sy ny renirano.

Remove ads

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads