Asam-pisoronan' ny mino rehetra

From Wikipedia, the free encyclopedia

Remove ads

Ny asam-pisoronan'ny mino rehetra dia ainga fototra ara-pivavahana ao amin'ny kristianisma izay manambara ny fitovian' ny olona rehetra vita batemy na batisa amin' ny asa famitana iraka hitory ny Evanjely na Filazantsara. Ao amin' ny Epistily voalohany nosoratan' i Petera no ahitana izany (1Pet. 2.5). Isan' ireo ainga fototry ny fampianaran' ny Prôtestanta izany. Ny Fiangonana katôlika kosa dia miresaka ny amin' ny "asam-pisoronana iraisana". Nanandratra avo an'izany maha mpisorona ny mpino rehetra izany i Lotera, tsy amin' ny sehatry ny teôlôjia ihany fa amin' ny fandaminam-pitondram-piangonana koa.

Remove ads

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads