Fiteny atika

From Wikipedia, the free encyclopedia

Fiteny atika
Remove ads

Ny fiteny atika na fiteny grika atika dia fitenim-paritra grika tao amin' ny faritr' i Atika (Αττική / Attikḗ), anisan' izany ny tanànan' i Atena. Antsoina matetika hoe fiteny grika klasika izy io, ary io no fitenim-paritra nalaza teo amin' ny Tontolo Grika nandritra ny taonjato maro ary mijanona ho endrika mahazatra amin' ny fiteny ampianarina amin' ny mpianatra ny fiteny grika taloha. Io fiteny io no fototry ny fiteny grika kôine. Ny fiteny atika dia sokajina ho mpikambana na rahavavin' ny sampam-piteny iônika.

Thumb
Ny fitenim-paritry ny fiteny grika taloha
Remove ads
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads